<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>W.H. Monk</author>
<hymn_number>532</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Ry Jeso lohan'ny mpandefitra,
 Nilaozanao ny voninahitrao,
 Mba hahatonga anay
 mpiavona
 Hanetry tena eo imasonao.

[V2]
 Ry tsy miavonavona am-po !
 Izaho te-hianatra aminao,
 Mba hitsaharan'ny fanahiko
 Fa mampiandam-po ny
 entanao.

[V3]
 Ny fietrenao, ry Voahombo
 ô !
 No iakaram-boninahitra ;
 Ny tany sy ny lanitra vaovao,
 Htaonao lovan'ny
 mpandefitra.

[V4]
 Mifandefera sy mifanajà,
 Ry samy voavela heloka !
 Miraisa hazo fijaliana
 Hiraisantsika voninahitra.</lyrics>
<title>Ry Jeso lohan'ny mpandefitra FFPM532</title>
</song>